Les échos de Tana
@EchosDeLes news de Tàna à vos portés! Follow us!
Similar User
@bp_Senegal
@STEM4Good
@triptomada
@RakotoMirado
@IFmadagascar
@easymoney350
Niarahaba manokana an'i Andry Rajoelina ny filoham-pirenena mpisolo toerana Rivo Rakotovao. Nanao ny fiarahabany koa ny Praiminisitra Christian Ntsay tamin'ny anarany manokana sy tamin'ny anaran'ny vahoaka Malagasy. Mirary soa ho azy ity farany amin'ny asa fampandrosoana.
Ny fampihavanam-pirenena no laharam-pahamehana ataon'ny filoham-pirenana vaovao Andry Rajoelina eto amin'ny firenena. Nanambara izany ity farany nandritran'ny lahan-teniny omaly 8 janoary.
Omaly no nanambaran'ny HCC ny voka-pifidianana ofisialy tamin'ny fifidianana fihodinana faharoa. Ny filoha vaovao voafidim-bahoaka izay nambaran'ny HCC dia i Andry Rajoelina. Izy no filoham-pirenena faha fito hatramin'ny fahaleovan-tenan'ny nosy.
Nidina teny amin'ny lapan'ny tanana ihany ireo depiote TIM sy ireo mpikambana ny K25 na dia tsy nahazo alalana anao hetsika eny an-toerana aza. Ny mpitandro ny filaminana moa dia efa teny an-toerana niambina izany ka taorian'ny fifampiresahana dia niala am-pahendrena ireo polisy
Amin'ny 31 desambra no fotoana farany handraisan'ny HCC ireo fangatahana na fitoriana mikasika ny fifidianana fihodinana faharoa.
Mivoaka ankehitriny ny tena endrin'i Marc Ravalomanana. Mieritreritra ny hanakorontana ity farany satria tsy mandresy amin'ny fifidianana. Tsy mieritreritra ny ho avin'ny Madagsikara i Marc Ravalomanana, ny tombotsoany manokana ihany no jerena.
Anao ny fanambarana ofisialy ny voka-pifidianana vonjimaika amin'ny fifidianana fihodinana faharoa ny CENI rahampitso. Amin'ny 4h ora hariva no hanatanterahana izany eny amin'ny CENI Alarobia.
Anisan'ny traikefa ananan'i Marc Ravalomanana ny fanodikodinana ny saim-bahoaka. Amin'ny izao fotoana izao dia milaza izy fa misy hosoka ny voka-pifidianana ka miantso ireo mpiara-dia aminy izy mba tsy hanaiky manoloana izany.
Ao anatin'ny fitoniana sy filaminana hatrany no tokony hiandrasantsika ny voka-pifidianana hoy ny mpanolo-tsaina manokana ny sekretera jeneraly ny firenena mikambana, Abdoulaye Bathily. Raha avy amin'ny tatitra ny mpanara-maso avy amin'ny ONU dia tsy nahitana hosoka goavana.
Miantso ireo kandida amin'ny fifidianana fihodinana faharoa ny vondron'ny OIF mba hiandry ny voka-pifidianana ao anatin'ny fitoniana sy ny filaminana. Tsy tokony avy amin'ireo kandida ireo no fototry ny fambolena korontana eto amin'ny firenena.
Miahiahy amin'ny hisian'ny fanodikodinana ny voka-pifidianana izay ataon'ny CENI ny avy amin'ny kandida Marc Ravalomanana. Nanapa-kevitra izy ireo noho izany ny hamoaka ny voka-pifidianana manokana izay nataon'izy ireo
Efa samy mahalala ny toetra ratsy sy ny fitiavan'ny Marc Ravalomanana vola diso tafahoatra ny vahoaka Malagasy. Amin'izao fotoana dia mitetika ny hanakorontana ny firenena indray ity farany, tsy mankasitraka ny vokam-pifidianana izy ka miantso ny mpiara-dia aminy.
Tsy mila ny vokam-pifidianana manaporofo akory fa efa fatatra mazava fa i Andry Rajoelina no safidim-bahoaka tamin'ity fifidianana ity. Efa mazava ny fandreseny.
Efa manjaka tanteraka eo anivon'ny CENI ny kolikoly. Efa voavidy vola tokoa izy ireo ary tsy azo hatokisana intsony izay voka-pifidianana avokany eo.
Araky ny fikambanana manadihady ny hevi-bahoaka izay nanantanteraka ny fitsapan-kevi-bahoaka dia nahazo salan'isa 58,5% i Andry Rajoelina ary 37,5% ny an'i Marc Ravalomanana. Marihina fa misy ihany koa ireo izay tsy nandray anjara tamin'izany sondage izany.
Toy izao ny vokatra vonjimaika avy tao Majunga Abattoir Marovato
Araka ireo mpanadihady ny hevi-bahoaka dia mitarika amin'ny salan'isa misy elanelany be i Andry Rajoelina. Manambara izany fa efa mazava ny fandresena ho azy.
Tsy eken'ny CENI ny fanaovana ny fitsapa-kevi-bahoaka izay ataon'ny sampana EXIT POLL eto Madagasikara. Ao anatin'ny demokrasia tanteraka anefa ny fanaovana ny sondage aorian'ny fandatsaham-bato ary manao izany daholy ny firenena hafa. Tsy tokony hampisy olana izany.
Efa mirona tanteraka makany amin'ny jadona raha ny hevitr'i Marc Ravalomanana mikasika ny fitsijaram-pahefana no dinihana. Izy irery manko no tiany hanana ny fahefana eto amin'ny firenena. Amin'izay fotoana izany dia mora kokoa aminy ny manao ny fanaparam-pahefana sy ny jadona.
Hanaparitaka mpanara-maso miisa 7350 eny amin'ny biraom-pifidianana 9350 ny Ivontoerana SAFIDY (Sampana Anarahamaso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana). Hitondra ny anjara birikiny izy ireo mba hahatongavana amin’ny fifidianana mangarahara, eken’ny rehetra
United States Trends
- 1. #SmallBusinessSaturday 5.446 posts
- 2. Real ID 12,1 B posts
- 3. $CUTO 8.701 posts
- 4. Las Palmas 52 B posts
- 5. Game Day 49,8 B posts
- 6. #GoBlue 4.182 posts
- 7. #Caturday 6.850 posts
- 8. Go Bucks 2.163 posts
- 9. Squirrel Girl N/A
- 10. Buckeyes 5.067 posts
- 11. Zelensky 137 B posts
- 12. Lando 49,8 B posts
- 13. #SaturdayVibes 6.847 posts
- 14. Andrew Luck 4.258 posts
- 15. #ShopSmall 3.284 posts
- 16. Grok 56,8 B posts
- 17. Trudeau 198 B posts
- 18. The Game 667 B posts
- 19. Wedgewood N/A
- 20. Iron Fist 1.499 posts
Something went wrong.
Something went wrong.